Тёмный

Voahangy Ny havako, havako foana 

nalzou10
Подписаться 1,6 тыс.
Просмотров 863 тыс.
50% 1

Havako

Видеоклипы

Опубликовано:

30 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 148   
@hasimbolaangelas889
@hasimbolaangelas889 3 года назад
Na tebahina izy ka ho fosaina fa mavomavo Na dia tsy mahalala fomba fa lazaina ho tanavo, Na tsy misy fotony aza f’olon-tsy ahoan-tsy ahoana Mbola havako foana Na mahantra anie io na zefa sady bokona kely Tsy mampiova ny fitiavako azy koa velively Na tsy manan-ko atokona fa olona ambany Mbola havako ihany Na mitrongy izy vao homana na tsizarizary Na dia ratsiratsy akanjo sady be malabary Tsy atakaloko ny hafa f’isam-pianakaviako Noho izany dia tiako Na akoraina f’olon-dresy na koa hoe mpitsok’ovy Tsy maninona f’ekena saingy izao no tsaroVy Adalako iny angamba tsy mba manan-tsaranga Ahy ka tafiako lamba Tano ny anareo manjamanja Ny ahy mety ho vangavanga Na dia malotoloto Ny ahy lehiretsy tsy foiko Na dia hoe fanaraby Na dia hoe badobado Na tsy be diplaoma Ny havako, havako foana Havako foana ..... Na hanaovana ny farahehy sy ny fanalan’andro Na lazaina fa tsy manana ampy koa raha miakanjo Fa tambanivohi dahy no sady mafimafy ady Havako izy azafady Na dia tsy olo manandaza, tsy mahay taratasy Kapa fingotra no ananany, izy mihinanm-paraky Tsy afa-miaingitra amin’izay lamaody fantatra farany Havako izy no anarany Valala fiandry fasana izy no sady mpiandry tanana Tsy mba mana-petrabola na tambazan-karama Izay vokatra any an-tsaha no mba zarainy aminay Izy no havanay Tsy izy anie no hizahozaho aminareo mahery Sanatria tsy hieboebo hisehoseho velively Fa mitoka monina eny, miondrika izy fa ambany Fa dia havako ihany Tano ny anareo etc.. etc...
@aikomarhy2829
@aikomarhy2829 4 года назад
Tsara ilay tononkira sy ny mpihira azy 👏 hira feno teny mamy ny Hira sy ny dihy taloha■ tsisy fampiderana sy fampandihizana vatana sy mitanjaka sisa tsy hataony mpihira SASANY. Misaotra betsaka Tompokô. INDRO KELY È TSETSETRA TSY ARITRÈ. Ankehitriny kosa fiteny mamoafady sy fanovana ny teny Gasy no tanjony SASANY👀 ka na ny hoditra sy ny volo aza lokoina toy ny 😥Mandoko rindrina, ny fitafy VITA SINOA sns... mba hisintona ny masony hafa hoe Wouaouh c'est Elle #Lui🤔👀IMPORTATION 100%tsy manendrika aza. NY VAVA MITENY SISA HOE GASY IO È😥😥😣👅🤣. Tiako ny taniko sy ny teniko satria havako IANAO GASY ISIKA GASIKARA NOSY IRAY. MISAOTRANAO NAMAKITY È HEVITRO È AZA OMEN-TSINY RAHA TSY MITOVY FIJERY ISIKÔ
@deraandriantahiana
@deraandriantahiana 4 года назад
Hatramin'ny nahenoko an'ity hira ity dia mbola tiako foana izy ity. Tsara ka, tena tsara. 2020 zay mbola ato e!!
@iantsarakotomalala2248
@iantsarakotomalala2248 4 года назад
Na tebahina izy ka ho fosaina fa mavomavo Na dia tsy mahalala fomba fa lazaina ho tanavo, Na tsy misy fotony aza f’olon-tsy ahoan-tsy ahoana Mbola havako foana Na mahantra anie io na zefa sady bokona kely Tsy mampiova ny fitiavako azy koa velively Na tsy manan-ko atokona fa olona ambany Mbola havako ihany Na mitrongy izy vao homana na tsizarizary Na dia ratsiratsy akanjo sady be malabary Tsy atakaloko ny hafa f’isam-pianakaviako Noho izany dia tiako Na akoraina f’olon-dresy na koa hoe mpitsok’ovy Tsy maninona f’ekena saingy izao no tsaroVy Adalako iny angamba tsy mba manan-tsaranga Ahy ka tafiako lamba Tano ny anareo manjamanja Ny ahy mety ho vangavanga Na dia malotoloto Ny ahy lehiretsy tsy foiko Na dia hoe fanaraby Na dia hoe badobado Na tsy be diplaoma Ny havako, havako foana Havako foana ..... Na hanaovana ny farahehy sy ny fanalan’andro Na lazaina fa tsy manana ampy koa raha miakanjo Fa tambanivohi dahy no sady mafimafy ady Havako izy azafady Na dia tsy olo manandaza, tsy mahay taratasy Kapa fingotra no ananany, izy mihinanm-paraky Tsy afa-miaingitra amin’izay lamaody fantatra farany Havako izy no anarany Valala fiandry fasana izy no sady mpiandry tanana Tsy mba mana-petrabola na tambazan-karama Izay vokatra any an-tsaha no mba zarainy aminay Izy no havanay Tsy izy anie no hizahozaho aminareo mahery Sanatria tsy hieboebo hisehoseho velively Fa mitoka monina eny, miondrika izy fa ambany Fa dia havako ihany Tano ny anareo etc.. etc...
@tulearandaboly7928
@tulearandaboly7928 6 лет назад
Zao ny atao hoe Hira, fa ts toy ny hira akehitriny
@cathysmith3176
@cathysmith3176 3 года назад

@andriatsimarofyelyse769
@andriatsimarofyelyse769 8 лет назад
Tena marina fa ny havako havako foana na dia be aza fanambaniana TIAKO NY HAVAKO NA MAHANTRA AZA . Tsy ho lasa vovo -bolamena akory ny fatinao raha manana ianao fa mitovy daholo lasa vovoka ihany.
@ramanantsalamaaris9488
@ramanantsalamaaris9488 7 лет назад
Bravo Delacre (auteur compositeur , fondateur des Black Jacks) nanome an'ilay hira ho an'i Voahangy ! TSARA LOATRA !
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Tiana foana n'y havana n'a Dia avy any ambanivolo aza e😘
@PRVCONSULTANT
@PRVCONSULTANT 10 лет назад
Merci pour ce rappel émouvant. Je suis en larme mon coeur bas trop fort. La famille est précieuse, on ne doit pas la négliger car elle est le rempart de la vie Cette mélodie me donne l'espoir et le courage dans ma préparation au retour parmi vous dans ce pays que j'ai dû quitter depuis 48 ans pour acquérir du savoir à travers le monde. Je vivrai auprès de mon peuple lui rendre ce que j'ai obtenu avant de finir ma vie et me reposer définitivement parmi vous.
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 10 лет назад
vous avez la chance d'y retourner bon retour!!!!
@matteotinayraoili3542
@matteotinayraoili3542 7 лет назад
PRVCONSULTANT
@chd2471
@chd2471 6 лет назад
PRVCONSULTANT 👌
@zorakoto442
@zorakoto442 8 лет назад
«Na mitrongy vao omana na tsy zarizary...ny havako havako foana».Ampy isainan ireo mpirehareha @ vola sy harena entina anambaniana olona.
@LOVELIANES
@LOVELIANES 7 лет назад
Zo Rakoto
@fabiennezoarinoro5864
@fabiennezoarinoro5864 6 лет назад
marina retsy zany ry Zo a
@acharaz6926
@acharaz6926 5 лет назад
Kajio ny fihavanana e !
@perleolgaralalarivony6383
@perleolgaralalarivony6383 7 месяцев назад
J adore cette chanson et je penses a mes freres.❤❤❤❤😢😢😢😢
@chd2471
@chd2471 6 лет назад
A l’époque où ma grand mère était de ce monde elle chantait et adorait cette musique. A présent c’est la mienne. Je transmettrai à mes enfants ainsi qu’aux leurs . J’aime ma famille plus que tout.
@yvonpeyromaure3152
@yvonpeyromaure3152 Месяц назад
❤❤Exactement
@ameleodianne9997
@ameleodianne9997 2 года назад
Nisy fotoagn papanay nihira hira to .. natoniak izy zegn m hira forogninw f sah hita misy hoz misy afikiz f hira tamin zahay tanora nirecherchek amin you tube ...tsara be le hira mahalasa saina be amin fianagn avaizo ....
@hasimbolaangelas889
@hasimbolaangelas889 3 года назад
Na tebahina izy ka ho fosaina fa mavomavo Na dia tsy mahalala fomba fa lazaina ho tanavo, Na tsy misy fotony aza f’olon-tsy ahoan-tsy ahoana Mbola havako foana Na mahantra anie io na zefa sady bokona kely Tsy mampiova ny fitiavako azy koa velively Na tsy manan-ko atokona fa olona ambany Mbola havako ihany Na mitrongy izy vao homana na tsizarizary Na dia ratsiratsy akanjo sady be malabary Tsy atakaloko ny hafa f’isam-pianakaviako Noho izany dia tiako Na akoraina f’olon-dresy na koa hoe mpitsok’ovy Tsy maninona f’ekena saingy izao no tsaroVy Adalako iny angamba tsy mba manan-tsaranga Ahy ka tafiako lamba Tano ny anareo manjamanja Ny ahy mety ho vangavanga Na dia malotoloto Ny ahy lehiretsy tsy foiko Na dia hoe fanaraby Na dia hoe badobado Na tsy be diplaoma Ny havako, havako foana Havako foana ..... Na hanaovana ny farahehy sy ny fanalan’andro Na lazaina fa tsy manana ampy koa raha miakanjo Fa tambanivohi dahy no sady mafimafy ady Havako izy azafady Na dia tsy olo manandaza, tsy mahay taratasy Kapa fingotra no ananany, izy mihinanm-paraky Tsy afa-miaingitra amin’izay lamaody fantatra farany Havako izy no anarany Valala fiandry fasana izy no sady mpiandry tanana Tsy mba mana-petrabola na tambazan-karama Izay vokatra any an-tsaha no mba zarainy aminay Izy no havanay Tsy izy anie no hizahozaho aminareo mahery Sanatria tsy hieboebo hisehoseho velively Fa mitoka monina eny, miondrika izy fa ambany Fa dia havako ihany Tano ny anareo etc.. etc...
@ivahatra4403
@ivahatra4403 Год назад
Feno hanatra be le hira
@ivahatra4403
@ivahatra4403 Год назад
Izay vokatra eny antsaha no mba zarainy aminay satria izy no havanahy
@richardratsimandisa7466
@richardratsimandisa7466 9 месяцев назад
Lasa ny mpamoron kira mahery, Tsy adino mandrakizay nysanganasanao,Delacre.. Mendrika ny tononkira. Mandria ampiadanana.❤(Maty vo fantatra ny talentany)❤❤
@sylvoalias
@sylvoalias 9 лет назад
Safá marina lehy gnanao toy Madamo... longoko avao gnahy reto ndra raty... tsy atakaloko gn'anolo.... misaotsy bavata....
@antanimenaragoaibe7323
@antanimenaragoaibe7323 5 лет назад
artiste tokoa enao...ankasitrahana...fa ny maha Malagasy dia mahamenatra ho an'ny sasany any dilambato any Gasy Vao Tonga (GVT). Havana ny mpiray tanin-drazana ka tsy tokony ho henatra ny mifanena aminy ka miarahaba azy hoe salama. veloma. havana mira Malagasy, na aiza na aiza. merci Voahangy
@arletteranjasoaniaina5121
@arletteranjasoaniaina5121 9 лет назад
Ny ahy dia ireny havako valala mpiandry fasana ireny no ampiako sy asondrotro!omeko haja sy voninahitra isan'andro satria tohi-vakana amin 'ny asa sy ny tananan'ny Razam-be, MPiandry tanàna sy coffre fort vivant mitahiry ireo fahendrena sy ny fomba Malagasy nampitan'ireo Ray aman-dreny!!l ho ela velona ianao Zandry Fano , ,mijoroa fa ianao no repère -nay any an-tanàna.....NY AHY LERETSY TSY FOIKO!!!!!!!
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 6 лет назад
Tsara Be Misaotra e Ny havako Havako foana, Tsy Atakalo ny Havana Tsy aleo ve very tsikalakalambola toy izay very tsikalakalam- pihavanana? Fisaorana Manokana Lehibe ho any Valala Mpiandry fasana sy ny Mpiandry tanàna rehetra Samy ho tahian'Andriamanitra daholo
@mmadialimoussa7510
@mmadialimoussa7510 Год назад
Nostalgie, ça me rappelle mon séjour a Madagascar même si je comprends rien
@georgiarosine6085
@georgiarosine6085 4 года назад
Merci Voahangy tena marin bé hira sad andraisana lesona beu 😍😍😍
@emmanuelranaivoson8985
@emmanuelranaivoson8985 4 года назад
Tena hira feno dia feno @maha Malagsy é!! misaotra ny mpihira ary indrindra Atoa Delacre.
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 2 года назад
Zany ka hira 🥰🥰🥰🥰🥰🥰hira tsy lany mamy na de efa antaona maro aza . Marigny aiiii havak havako fona
@jeannerasabotsy6700
@jeannerasabotsy6700 4 года назад
J aime beaucoup les anciens ils ont du goût de la musique super les fahiny
@olinirinavolasoa8093
@olinirinavolasoa8093 2 года назад
Latqasranomaso mits ah merci voahangy
@RAMAMOMJISOA
@RAMAMOMJISOA 7 месяцев назад
Tsara mintsy,mampatsiahy ireo RAD ❤
@venanciaanjaranomena
@venanciaanjaranomena Год назад
Ça me fond le cœur là où je suis,ma famille me manque tellement 😢😢😢😢
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 4 года назад
Tena marina n'y tonokira , n'y havana dia avanana fohana n'a ratsy n'a tsara misaotra betsaka nizara tompoko
@razanamampiononajulieravak1407
Olo
@bakoandria-bz5je
@bakoandria-bz5je 7 месяцев назад
🙏🙏🙏 Hira tena tsara. Ny havako, havako foana
@pierrotonjaniaina8803
@pierrotonjaniaina8803 27 дней назад
Ehhh😓 any zareo zay. Miandry ny ho vangina rehefa vacances 😍 havana havana hatrany
@fabiennezoarinoro5864
@fabiennezoarinoro5864 6 лет назад
merci Voahangy a!!!!! ireny no havatsika e! asakasak'ireo miseho ny tenany ho manambola be sy manakarena de manary ny havana mahantra sady maneso no manambany!!!! tikobe ny tononkiranao!!!! voaray tsara ny hafatra
@fanevaraharivelo1234
@fanevaraharivelo1234 5 лет назад
Tiako loatra ;ny havako ,havako foana tsy mba mana-petra bola na tambazan-karama!
@emelinebezandry5236
@emelinebezandry5236 4 года назад
Havako foana Madagascar vous me manque mes familles
@ratianarivolemi2089
@ratianarivolemi2089 6 лет назад
Marina zany neny a! Adala izay tsy tia ny havany, ny havana tsy mba fanary na hoatrany ahoana ny saranga misy azy.
@eveefrmdg
@eveefrmdg 8 месяцев назад
J’adore
@ramahita7117
@ramahita7117 7 лет назад
bjr, tena tsara é! mampatsihay ny maha tena Malagasy mendrika,fisaorana lehibe no atolotra na i Voahangy sy ny tariny na ny mpanolotra.
@faratianaravelojaona195
@faratianaravelojaona195 4 года назад
Tsara loatra ty hira ty ❤
@mandaniainadaniel7467
@mandaniainadaniel7467 3 года назад
Manana anjara ra samy manana anjara izao sy ianao fa mbola afaka niheno hira maneo fitiavana tsara otrizao ! Avako enao❤️
@ririrakouthson9007
@ririrakouthson9007 7 месяцев назад
ny havako havako foana , tsy hatakalo ny hafa na mahantra sy mavomavo aza, mankasitraka mizara, miteny be ny tononkira
@ralisonvero2028
@ralisonvero2028 6 лет назад
Tiko daholo ny hirany voahangy Mankasitraka e
@andryralijaona2529
@andryralijaona2529 12 лет назад
aza manambany havana fa izy ireny tsy azo atakalo,ninona toetrany sy faripiainany.Indrisy va fery amintsika Malagasy ankehitriny zany fihavanana sy fifankatiavana izany ka ny "avo" ihany no tovonana
@fenosoarandrianarivelo6610
@fenosoarandrianarivelo6610 4 года назад
Tena marina be mihits
@jonraha588
@jonraha588 Месяц назад
'' Ny ahy lehiretsy tsy foiko''..
@seraphineravalo3140
@seraphineravalo3140 4 года назад
Tena marina zan ka, mampalahelo anef fa ts takats NY mari zan
@abelrichardraharoson6844
@abelrichardraharoson6844 11 лет назад
Marina ary miombok'evitra aminao aho!!! tsy mitsiriritra ny an'ny hafa, ary tsy menatra ny an'ny tena!!!
@josefarajaona2713
@josefarajaona2713 10 лет назад
Tsy foiko marina ny ahy satria havako foana. Lozanareo manasaraka izay natambatr'Andriamanitra indrindra amin'ny alàlan'ny rà iombononana. Na be malabary, sy mihinam-paraky havako ary havako foana. Un retour aux sources s'impose surtout à ceux qui ont "renié" leur "valala fiandry fasana". Manjamanja ny anareo ? Fa avy aiza e ? Tsy avy eny amin'ny "tsy mba be diplaoma nefa mizara maimaimpoana ve e ?"
@matteotinayraoili3542
@matteotinayraoili3542 7 лет назад
J
@dri.analamanga6184
@dri.analamanga6184 5 лет назад
Mankasitraka
@manambinaramiadantsoa9474
@manambinaramiadantsoa9474 4 года назад
Olona eto Tananarive mi style nefa tsisy apoaka pour
@nanihandrianaivo1914
@nanihandrianaivo1914 4 года назад
tsara be ty hira ty , mahavelompanantenana
@veroniquerakotonirinadomoi212
@veroniquerakotonirinadomoi212 8 лет назад
o!ry hava-tsy foiko:dans mes absence parfois sans doute j'aurai pu m'éloigner. comme si j'avais perdu ma route comme si j'avais change.alors j'ai quelques mots tendresses juste pour le dire. je ne vous oublié pas..... .La vie me sourire ou me blesse, quelque que soit ma vie. (Ambositra-Tana)Domoina Véronique.✴✴✴✴✴
@kelymainty
@kelymainty 3 года назад
Isaky izaho miaino an'ity hira ity de te hitomany fona,hira tena manindry ny any amin'i fo tanteraka mihitsy ,ny havako de tsy atakaloko velively
@hermannrabemananjara595
@hermannrabemananjara595 11 лет назад
aleo mihinana anana arahintsetsetra @havana mavomavo ireny,toy izay hena arahindromoromo @ havana misy hapoaka. .
@lantoravaoarisoa7915
@lantoravaoarisoa7915 12 лет назад
Tena marina zany ,mahaiza mifankatia isika rehetra na dia tsy mitovy aza ny farim_pianana fa ny fifankatiava no tena mafonja sady nolalaintsika malagasy ,ny ahy aloha mamiko daholo na andrenivohitra izy na eny ambanivohitra .Voahangy a raison je vous aime tous et vous me manque beaucoup
@florineprat2161
@florineprat2161 4 года назад
! Harenako ny havako...tsy hatakalo, tsy ho adino fa rà iray iray tsy afaka sasàna! Zao no tena kolo-tsaintsika
@arletteranjasoaniaina5121
@arletteranjasoaniaina5121 9 лет назад
MPIandry tànana tsy andraisam-bola fa fitiavana an ireo Ray aman-dreny!! quelle noblesse!!!! SAOTRA E!!!!!
@rodin5307
@rodin5307 6 лет назад
Tiko be le hira tsar be mitsy e..
@raoelisonfleuria2123
@raoelisonfleuria2123 4 года назад
Merci
@havanarenciot6430
@havanarenciot6430 4 года назад
Ny havako havako fona . Ndrii manina an'i dada sy mama aty antany lavitra aty
@papathirisha7546
@papathirisha7546 2 года назад
Misaotra betsak nareo miananda fa tsar ty hira ity vofe ao daholy ny anatra maha malagasy havatsika fona nande tsy mahay taratasy sy vanda2 tiko fona tsy atakaloko ny any hafa havako fona ❤🙋‍♀️
@Ainagabriel461
@Ainagabriel461 Месяц назад
Tamin'izany fotoana izany 😭
@niainatiana
@niainatiana 7 лет назад
Ny havako havako fona, ny havako na de tambanivolo, tsy ary isaina intsony ny eritreritro mipaka any aminy isan'andro. Aty antanindavitra za de mahatsiaro anareo fona zany havako zany
@farezaarni258
@farezaarni258 3 года назад
2021 , tsara bé Ilay hira !! N'y havana Dia havana fona e! Mankasitraka
@herizoandriani6749
@herizoandriani6749 3 года назад
Atao akory izany hanary havana re olona ? 🤔 Ny havako havako foana ❤️
@38hari
@38hari 12 лет назад
ny an 'ny sasany indray raha mba misondrotra kely ilay havana mahantra tonga ny fialonana no be dia be.mifanohitra be @ izany hiran'i voahangy izany.mampalahelo
@richardratsimandisa7466
@richardratsimandisa7466 6 лет назад
Hitondrako izay zakako rehefa miverina an.Aza malahelo Dadalay ah!Mamiko foana ianareo na mitsoka ovy aza eh.Merci à mpamorina(Clo M/janga)sy ny mpihira fa izany tono-kira izany dia avy ato am foko manontolo.
@mamymamonjy
@mamymamonjy 2 месяца назад
Tora-bato miverina no ani Clo Mahajanga fa ity an' i Delacre (Black Jacks)
@randriambololonabertrand3939
@randriambololonabertrand3939 5 лет назад
Na mavomavo ary n havako f ts hariako f io ts azoko ho soloina n mahantr aza f havako fona
@ranaivosolohernani4420
@ranaivosolohernani4420 3 года назад
havako havako foana......
@andrianemanantsoa4830
@andrianemanantsoa4830 4 года назад
tiko lotra ty hira ty😩
@thomascook213n
@thomascook213n 3 месяца назад
❤wouaouh ! On est comme vous.on aime la famille et la musique top🤞💅💅💅
@eulalieburri6978
@eulalieburri6978 4 года назад
Izay minhintsy 🙏💝🤲❤
@Nantsoina-p3s
@Nantsoina-p3s 6 дней назад
Tsara be ity hira ity❤
@iapolaurette5453
@iapolaurette5453 4 года назад
marina izany misaotra
@cleclebota6290
@cleclebota6290 6 лет назад
Havako foana, mamy an, misaotra NY mpanankato oo🌷🌸🌻😊👍👍👍😘
@ADN33CIEL
@ADN33CIEL 11 лет назад
MARINA io r'ise. Ny mpanana tsy mahafoy ariary na lamaba ho an'ny malagasy tahaka azy sady mirehaka no miavona.
@ravakamahafalyniaina4374
@ravakamahafalyniaina4374 5 лет назад
ndriiiiii, tiko lotra le hira
@SandraSandra-dz9jm
@SandraSandra-dz9jm 2 года назад
Ny havako havako foana!!!
@arsenerakotonandrasana9059
@arsenerakotonandrasana9059 3 года назад
Tsara loatra
@raymondrakotoarisoa143
@raymondrakotoarisoa143 4 года назад
Tena tehaka be fa tena marina zany
@robtle9653
@robtle9653 4 года назад
NY havako havako fona tena marina
@michel2481
@michel2481 14 лет назад
c vrai ça , betsaka no mody tsy mahalala havana , sady manaratsy , sns...
@MevaNambininjanahary
@MevaNambininjanahary 4 месяца назад
Tiko loatra❤
@tanteliniainaadolphinandri355
@tanteliniainaadolphinandri355 4 года назад
Ampy tanteraka ny hafatra
@olgarasanjimanana6398
@olgarasanjimanana6398 6 лет назад
Ekeko e marina izany misaotra mampatsiaro mankasitraka
@fidelisjeanmarcheriniaina1306
@fidelisjeanmarcheriniaina1306 7 лет назад
Tiako ny havako, asa ny anao ra mba tianao na ahoana fa ny ahy tsy foiko
@fabriamtokiniaina6386
@fabriamtokiniaina6386 3 года назад
Tena tiko ny havak💝 jiaby🙏
@mireillerasoanandrasana3532
@mireillerasoanandrasana3532 6 лет назад
Misaotra tompoko Zaho taloha Nijaly tsy nataon'olo havana.androany aho havany Nefa tsihany ni hamarey
@alicelicornemagique1735
@alicelicornemagique1735 5 лет назад
Misaotra anao manome ity hira mapietsi-po sy milaza marina ity, makasitraka tompoko.
@kwutfkwut3974
@kwutfkwut3974 4 года назад
Tsara , tena tiko le hira.
@dagorama4079
@dagorama4079 4 года назад
Magotraka be
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 8 лет назад
zaho anie ry vohangy ka zanak i ny mpitsok ovy tena tsara be fa misaotra tompoko
@kantotiphanie973
@kantotiphanie973 3 года назад
❤️❤️ mamy anie zany Havana izany
@jostotahiry8462
@jostotahiry8462 7 лет назад
ny ahy koa tsy foiko fa havako foana
@rinaarmougom6905
@rinaarmougom6905 5 лет назад
Havako havako fona .....😍👍
@randriampamonjijaonatsinjo5734
lalina loatra ity hira ity! Merci Voahangy! tena malagasy ianao!
@JessieChanTsiatopison
@JessieChanTsiatopison 6 месяцев назад
❤❤
@deraandriantahiana
@deraandriantahiana 4 года назад
Misy hisainana ity hira ity, tsara, tena tsara!!
@RAHOLDINANAMBININA
@RAHOLDINANAMBININA 6 месяцев назад
@anisaowayda6091
@anisaowayda6091 6 лет назад
Tiko be merci,ngoma b havako za zn
@LoyolaIlmol
@LoyolaIlmol 4 месяца назад
J'adore cette chanson.ce
@yvonpeyromaure3152
@yvonpeyromaure3152 Месяц назад
C'est ça la vie en vrai
@dinahasinaralaivao2834
@dinahasinaralaivao2834 3 года назад
Havana inconditionnelle
@jackamerandramanankevitra5777
@jackamerandramanankevitra5777 4 года назад
Feno dia feno ilay hira
@tatamoranalison3658
@tatamoranalison3658 5 лет назад
tsara le tononkira, tena tsara be
Далее
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 85 тыс.
Ny fanahiko - Ndriana Ramamonjy
4:18
Просмотров 1,7 млн
Лучше одной, чем с такими
00:54
Просмотров 341 тыс.
VOAHANGY /// TOA ANAO IZAO ( CLIP GASY )
4:58
Просмотров 21 тыс.
Tora-bato miverina - Voahangy
4:33
Просмотров 274 тыс.
Clip Haingo   Veloma ianao
5:38
Просмотров 458 тыс.
Sambatra nary arthur
4:16
Просмотров 121 тыс.
Ny havako, havako foana VOAHANGY
5:16
Просмотров 7 тыс.
AMPIFITIA-Valinteny
6:07
Просмотров 186 тыс.
Tsiaro anao voahangy
5:11
Просмотров 105 тыс.
VOAHANGY "Ny Vadiko"
4:49
Просмотров 368 тыс.
Tambatra   Ny Feon' Analamanga
6:41
Просмотров 259 тыс.
Счастливым
2:50
Просмотров 362 тыс.
Пикми
1:48
Просмотров 152 тыс.
Без зажигалки
3:39
Просмотров 203 тыс.
Devona
3:21
Просмотров 332 тыс.
Сигма Бой (Preview)
0:30
Просмотров 186 тыс.
Ozoda - Lada ( Ko’k jiguli 2 )
6:07
Просмотров 16 млн