za mo de efa tsy hisy afaka hanome tsodrano tsony e manina anareo za papa sy mama na de lasa aza nareo ny foko eo anilanareo vous me manquez tellement je vous aime tant
Matsiaro lotra ny anatra nataon'ireo RAD aho t@ vo anambady ts laitra notenenina f nisisika ihany .....d tso_drano no ahy Sisa nataon'izy ireo ahy ..... misaotra an'i Voahangy @ hira f tena maro mintsy ny tanora toy izao @ zao ftona diso lalana ..... Mankasitraka e !!??
raduction: "Viens ic pour que je te souffle de l'eau car ce n'est pas facile de conduire une maison" "Avy aty ho tsofiko rano, fa tsy moramora anie ny mitondra tokatrano"