Тёмный

ZO RYAN - OMEO FO VAOVAO (Album Mihevera Ianao Zo Ryan - Hira Fiderana - Gospel Songs) 

Zo Ryan
Подписаться 2,2 тыс.
Просмотров 1,4 тыс.
50% 1

OMEO FO VAOVAO (Album Mihevera Ianao Zo Ryan)
Abonnez-Vous à ma chaine Zo Ryan pour découvrir toutes mes nouvelles vidéos 🙏
abonnez- vous à ma page facebook : Zo Ryan - Page :
/ zoryanpageoff

Видеоклипы

Опубликовано:

 

24 окт 2022

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 1   
@ZoRyan_chaine_officielle
@ZoRyan_chaine_officielle Год назад
PAROLE 🌹OMEO FO VAOVAO- ZO RYAN🌹 (Album Mihevera Ianao) Indraindray izahay alaim-panahy Tompo ô Manandra-tena ho tena mpanompo Anao Nefa dia tsy mendrika Ny ataonay tsisy mifanaraka amin'ny sitrakao Fa toa zary fomba fanao fotsiny ihany Ireny fivavakay ireny Mahamenatra ahy ny hiantso anao andronay satria mpanota tsinontsinona aho Eo anatrehanao Refrain: Omeo fo Vaovao aho hoentiko hanompoana anao Mba tsy ho fahazarana ihany fotsiny izy ireny Omeo fo Madio, ny toetra ratsinay ahitsio Mba ho mendrika ho zanakao Fankahalana sy fialonana Tompo ô Fitiavan-tena sy fihatsaram-belatsihy no iainanay isanandro Misy aminay ireo milaza sahy miteny hoe izy dia tena efa mpanompo anao feno nefa ireo no toetrany Tsy miahotra izy manonona ny anaranao sady tsy mahatsapa hoe manao tsinontsinona ny fivavaka aminao Refrain: Omeo fo Vaovao aho hoentiko hanompoana anao Mba tsy ho fahazarana ihany fotsiny izy ireny Omeo fo Madio, ny toetra ratsinay ahitsio Mba ho mendrika ho zanakao Omeo fo Vaovao aho hoentiko hanompoana anao Mba tsy ho fahazarana ihany fotsiny izy ireny Omeo Ilay Fanahy Ilay Masina indrindra avy any aminao Handresenay ireo fakam-panahy auteur/ compositeur: Zo Ryan
Далее
Your bathroom needs this
00:58
Просмотров 17 млн
Старый Дим Димыч вернулся😱
00:16
U TAWNA'N MAMI A HMANGAIH # BASED ON TB AWARENESS
15:16
Menaka mahagaga
2:15
Просмотров 15 тыс.
Injay ilay feonao-Rija Rasolondraibe
8:08
Просмотров 37 тыс.
ZO RYAN -  HOANAO MANDRAMATY (Saint Valentin 2023)
4:07
NAMADIKA IANAO - ZO RYAN  (Clip Officiel)
4:19
Просмотров 4,5 тыс.
ZO RYAN - EFA VOAFAFA  (Audio Officiel 2022 )
4:16
Просмотров 1,8 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 406 тыс.
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 132 тыс.
Munisa Rizayeva - Aka makasi (Official Music Video)
6:18
АМ АМ
1:31
Просмотров 1,9 млн