Тёмный

Fy Rasolofoniaina by NG Studio 

Rafanomezantsoa Nehemia
Подписаться 281
Просмотров 158 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

29 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 70   
@voahangyrakotoberadarson7301
@voahangyrakotoberadarson7301 8 лет назад
Souvenir be ity hira ity ho ahy ! Henoko par hasard ( façon de parler fa tsy misy hasard ao @ Jesosy ) nandritra izaho teo am-pandriana rehefa avy natao opération. Dia nalefako en boucle foana fa tena nahakasika ahy be loatra. Maniry aho indray andro any haheno an'i Fy direct. Mahereza fa mampahery be izay apetrakin'ny Tompo ao aminao.
@fifalianarakotondrainibe6002
@fifalianarakotondrainibe6002 7 лет назад
tena tsis hasard marina am Jesosy ...makasitraka am fampaherezana....matoki anao za Jesosy
@m.tsiorintsoarandrianoelin3183
Anisan’ny hira nandona ahy indrindra ity hira ity. Ady sarotra loatra ny fiainana, betsaka ny zavatra sarotra tsy maintsy lalovana, fa vao nihaino an’ilay hira aho dia nahatsapa fa hay tena tia sy miahy ahy tokoa IZY. Lasa feno fanantenana aho anio ary feno fahatokisana noho ilay hira. Dia misaotra an’i Fy satria mitondra fahasoavana ho an’ny hafa ny ataonao.
@mandresyrasamuel8929
@mandresyrasamuel8929 6 лет назад
Tadidiko tsara t@ eritaona otrizao no nahenoko voalohany anty hira ty, 3j avant ny bacc-ako.. nisy nihira tao am-piangonana, tsy nitsahatra nilatsaka ny ranomasoko, tellement reko hoe Dieu est tellement proche ❤
@lahatrinianjara8641
@lahatrinianjara8641 5 лет назад
Tena mampahery za vao avy miresaka @ Jesosy mihitsy sady manontany Azy fa misy baraingo b ato anatiko manoloana ny zava-misy no sady mivavaka za de tapoka2 teo de ity hira ity no nisy nandefa taty amiko fa tena latsaka ranomasoko niaino anazy fa avy eo kosa za tonga d nimeme be nivanitika faly be oe tena mahgaga ahy Ianao Jesosy
@tianasolohanitra4509
@tianasolohanitra4509 5 лет назад
Tsy génération-ko mihitsy ilay mpihira fa mety mitovy taona am zanako nefa dia tiako be ny mozika ataony. Tsara loatra !!!
@annajudicaelsinoro4173
@annajudicaelsinoro4173 3 года назад
Tena hafa ihany ity version ity
@lahatrinianjara8641
@lahatrinianjara8641 5 лет назад
Mbola tsy vitan'izay fa mbol confirmeny @ le teny oe Aza matahotra aza matahotra ren fona isaky ny miodina za de teny fampaerezana be fona no azoko Tena tsara ny Tompo zareo an
@laingorandimby5737
@laingorandimby5737 4 года назад
Misaotra ...
@aurorefaith3215
@aurorefaith3215 6 лет назад
rehefa ilay tena mafy loatra ny onja, na tsy mahita hitodihina intsony dia tena mampahery beeee mihitsy ito hira ito, misaotra
@radoralijaona5219
@radoralijaona5219 5 лет назад
tena tsara ilay hafatra, mampitraka sy mampahery rehefa sendra ady, remarque kely fotsiny ho an ilay organisateur ny concert #FyRasolofoniaina #Studio58 #CCESCA #05MAI, tsy tsara ilay manararaotra toy ireny ,
@alymahatana1713
@alymahatana1713 5 лет назад
Tena marina izany , tsy hanadao na oviana na oviana ny Tompo, fa matokia Azy,Eny na mafy aza ny lalana lalovana , fa amin'ny maha-lalana azy zany dia tsy hiterana akory fa lalovana tokoa !
@AlainRakotoarisoa
@AlainRakotoarisoa 5 лет назад
mankahery tohizo fa ny artista nomeny talenta sy feo tsara be toa anareo no antsoin'ny Tompo hitarika ny tanora ho ao am-balany, velona sy mahery ny tenin Andriamanitra
@pauletterasoarivony3977
@pauletterasoarivony3977 6 лет назад
Misaotra Andriamanitra fa tena nataonao ho ahy sy ny ankohonako zao hira izao. "AZA MANAHY FA TSY AVELAKO IRERY IANAO, FA IZAHO HITANTANA "Ny zavatra rehetra tsy voatery hahafaly anao, fa ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa anao"!!!!!!!!!! Merci Fy Rasolofoniaina
@nantenainavip9634
@nantenainavip9634 5 лет назад
Tsara lavitra noho ilay version vaovao inty.Tena mavesatra be mihintsy ilay aim-panahy ao anatiny.Jesosy ho anareo
@rafafnr
@rafafnr 5 лет назад
Tsara...ts mitoraka voninkazo ny tsara tsy sarotra fantarina izao no ts ampy eto amintsika
@rivoranaivosoa4020
@rivoranaivosoa4020 5 лет назад
Misaotra an'i Jesosy nanome ny talenta ho an'ny tarika Fy. Misaotra an'i Fy mitory aminay fa mahery tokoa izahay. Ho aminao anie ny Fiadanana.
@mioraramiliarison5137
@mioraramiliarison5137 5 лет назад
Sambany aho naheno ity hira ity fa tena tsara! Tsara be daholo ny hiranao.
@Kelly-zg2xf
@Kelly-zg2xf 5 лет назад
Aza manahy 😍merci beaucoup... en boucle foana hatramzao haha
@maholyfali7683
@maholyfali7683 5 лет назад
nikaroka an'ito hira ito hatraiza hatraiza ah fa tena tsara b !! mampahery b !!(par hasard no nahenoko azy t@ radio) mankasitraka e!!! ""Fa ny zava -drehetra marina tsy voatery hahafaly ahy, fa ny zavatra rehtra kay miara miasa hahasoa ahy" misaotra Jesosy aa
@stephanierabialahy4043
@stephanierabialahy4043 5 лет назад
Tiko loatra ity hira ity, Nandona sy nahatonga saina ahy mihintsy. Dieu est grand . Tsy avelan'ny handeha irery ianao
@njarrasolofoniaina4110
@njarrasolofoniaina4110 8 лет назад
merci fy!!!mlay b le hira
@tsinjoalinoroonjanirinaram7068
@tsinjoalinoroonjanirinaram7068 3 года назад
mankasitraka e! tafita soamantsara ny hafatra
@newesther9539
@newesther9539 5 лет назад
Tena tsara loatra,sady mampahery b ,tohizo hatrany ,mankasitraka bdb f tena fitaovana entin Tompo hampahery ny manodidina anao ianao,Tahin Tompo manokana
@nantenainamichael2529
@nantenainamichael2529 7 лет назад
rovina ly live manaraka ee tena trop nama le vazo a na averina in-10 aza tsy leo za sure eeee
@juanitarakotobe9905
@juanitarakotobe9905 5 лет назад
tsara be ny tonon kira , ny gadona , ny feo , zay natambatrao rehetra t@ io hira io , mankasitraka
@princymamiharijaona2859
@princymamiharijaona2859 5 лет назад
tsara be le hira mankasitraka be tohizo fa tsara be manana personnaliT unique (y)
@yannrabemanantsoa9766
@yannrabemanantsoa9766 5 лет назад
Tsy aiko oe ty bandy ty iany ve le John Oabmar fa le timbre vocale c'est pareil?
@razanakotostephen5935
@razanakotostephen5935 5 лет назад
Tsia hafa mitsy.
@erit4729
@erit4729 5 лет назад
Tsara be le hira. Toizo fa mankasitraka be
@rakotoarivonytendry1570
@rakotoarivonytendry1570 5 лет назад
Tiko lotra ranga io hiranareo io ah!! Mankasitraka eh!!
@cedricraveloarison4006
@cedricraveloarison4006 5 лет назад
tsara zao raha mba misy hiran FY sy niu raza miaraka ;)
@razanakotostephen5935
@razanakotostephen5935 5 лет назад
Evangelika tsara tiako loatra merci nareo.
@vatosoasarobidy7328
@vatosoasarobidy7328 5 лет назад
Amin'izao mihitsy no ilaiko ity hira, mandalo ady aho, Jesosy ô! Aoka aho hatoky Anao. Tiako ianao Jesosy
@solotianajimmyharivelo1085
@solotianajimmyharivelo1085 5 лет назад
Nandona ny fo tanteraka ,tsara fy Rasolofoniaina
@gracerazakariveloniavograc503
@gracerazakariveloniavograc503 6 лет назад
Anisany nanamarika ahy ity hira ity rehefa iny aho tao anaty "Struggle" iny mihitsy>
@rasjulie2849
@rasjulie2849 5 лет назад
tsara lotra...Ny tompo itantana anao .Mampahery b lay hira
@aroaina8468
@aroaina8468 7 лет назад
inona no lohantenin'izy ty eh???? mapahery be
@miajire5113
@miajire5113 7 лет назад
aro aina mitonia no lohanten'ity hira ity
@solomanitrarakotovao1209
@solomanitrarakotovao1209 5 лет назад
The best remedy ever!! Rehefa ianao ao anaty ady sarotra...
@bodovoahangy4489
@bodovoahangy4489 5 лет назад
Misaotra dia misaotra indrindra ê!!!
@alexandreandriamanantena1187
@alexandreandriamanantena1187 4 года назад
tena tsara,
@sitrakandriamandroso4124
@sitrakandriamandroso4124 8 лет назад
Mitraka ianao, aza manahy fa eto Aho
@lahatrinianjara8641
@lahatrinianjara8641 5 лет назад
Mirary soa indrindra de Jesosy anolo tsaina anareo atrany
@andryandriantsialonina1686
@andryandriantsialonina1686 5 лет назад
Aza ovaina mihintsy ilay Gadona! unique, tsara
@miajire5113
@miajire5113 7 лет назад
tsara be le hira, mampahery ❤ Misaotra an'i Tompo , tahin'i Tompo ianao .
@ravaoarinoronjarasoa4498
@ravaoarinoronjarasoa4498 5 лет назад
Toizo fa tsarabe mirarisoeeee
@mamyvololonirina5596
@mamyvololonirina5596 5 лет назад
tiako loatra
@sterdiennomenjanaharymiel7624
@sterdiennomenjanaharymiel7624 5 лет назад
msaotra e..tiako
@dimandri5146
@dimandri5146 5 лет назад
Tiko lotra 💙💙 tongava am ambony indrindra Fy
@fanomezantsoajean5518
@fanomezantsoajean5518 5 лет назад
Hitako ihany ito NY farany! Maromaroa NY hira toa itonyb😻😻💗💗💗
@mhantarajohnson5676
@mhantarajohnson5676 5 лет назад
Touchant...ary tena mampahery....merci😊
@soatianahasinarasolofoson8783
@soatianahasinarasolofoson8783 5 лет назад
Misaotra Ray ô 😍
@jossandyfanambinantsoa8207
@jossandyfanambinantsoa8207 5 лет назад
Mamy zany teny fampatokisana zany
@rambelosonchristian7537
@rambelosonchristian7537 5 лет назад
les 5 ????? maninona ianareo ?
@rakotobelalaina7674
@rakotobelalaina7674 4 года назад
Accord azafady 🥺🙏
@rakotobehariony4394
@rakotobehariony4394 5 лет назад
Tsara loatra. Merci
@fanevarakotoarison7509
@fanevarakotoarison7509 5 лет назад
Tiko lotra... vraiment ça me touche
@ismaelfiardi8612
@ismaelfiardi8612 6 лет назад
mampitraka ilay hira , tsara
@patrickralisonrakotoarinia2345
Tohizo fa tsara !
@anjasarah9467
@anjasarah9467 5 лет назад
💗💗💗💗💗💗 Tsara loatra
@valerieratovoarison9070
@valerieratovoarison9070 6 лет назад
Tohizo fa tena tsara .
@antsaniainaramaroson2699
@antsaniainaramaroson2699 5 лет назад
Tiako ity hira ity
@mahashworld7754
@mahashworld7754 5 лет назад
Kiff total💖
@rianalakarina6957
@rianalakarina6957 5 лет назад
🙏💔😓
@haryrakotondratsimba2434
@haryrakotondratsimba2434 6 лет назад
Tsara loatra
@narindrarah3003
@narindrarah3003 5 лет назад
❤💔
@cynthiafns4009
@cynthiafns4009 5 лет назад
@sourcedevie3209
@sourcedevie3209 5 лет назад
Thank You God, I know you're There and I'm not afraid, I trust in You.
Далее
Fête de La Musique 2021 - Reko Fy and his band
35:33
FATAL CHASE 😳 😳
00:19
Просмотров 1,4 млн
Se las dejo ahí.
00:10
Просмотров 2,8 млн
Mots' zik Fy RASOLOFONIAINA
4:34
Просмотров 24 тыс.
AZA AVELA - REKO (Fy Rasolofoniaina)
5:02
Просмотров 2,7 тыс.
Ortegah - Babonao
4:41
Просмотров 179 тыс.
HAFA MIHITSY | REKO
5:20
Просмотров 1,7 млн
Hatraiza  Fy Rasolofoniaina   YouTube
5:10
Просмотров 34 тыс.
Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)
3:52
Просмотров 1,9 млн
Fy Rasolofoniaina
4:00
Просмотров 7 тыс.
Fantatrao ve - Fy Rasolofoniaina
5:52
Просмотров 23 тыс.
JOSEPH d'Af  Ny anton'hirako. HQ
4:46
Просмотров 2,4 млн
FATAL CHASE 😳 😳
00:19
Просмотров 1,4 млн