Тёмный

NY HEVITRY NY ANKIZY SUISSE MOMBA ILAY RESAKA JESOSY TAMIN'NY TAONA 1970 ... 

Koto
Подписаться 4,5 тыс.
Просмотров 1,2 тыс.
50% 1

TONGAVA SAINA @ ZAY FA TARAIKY LOATRA NY GASY EH ...
Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
Facebook : profile.php?...

Опубликовано:

 

19 май 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 40   
@bijouraza4254
@bijouraza4254 2 месяца назад
aleo ankizy safidy malalaka zay tiny inona fa tsy votery manaraka finona rainmandreny akory !!!
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
👌
@mamyhery1148
@mamyhery1148 2 месяца назад
efa tamin'ny taona faha 30 koa dia maro no tsy nino an'i JESOSY r'ilay Koto ah, fa tsy manova na inona na inona akory izany, ary tsy natao ho reference koa akory ireto ankizy ireto , ny tsara dia tadiavo ireo ankizy ireo raha mbola velon'aina raha toa mbola mitana ny heviny izy na tsia....
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
30% isanjato leity ny Kristianina sy n jesosy jesosy a, ao antin'ireo mbola misy tsy tena izy, ny ambiny 69% mitana ny heviny tsy manaraka ny jesosy . Misy ankizy hafa ko any, ary misy ny niala tsy ho kristianina
@PierreRambolarijaona-cw3sd
@PierreRambolarijaona-cw3sd 2 месяца назад
Tsy mba mpiditra loatra @ ity karazana débat ity aho saingy voamariko fa maro loatra izy itony tato ho ato. Misy hamehana angamba ? Nanatrika débat nifanaovan'ny tompon'andraikitry ny sekoly mpikambana ao amin'ny AEFE (homologuée/ Minisitera frantsay) fa misy olana ho an'ny sekoly ny fisian'ny zaza classe de 7ème mifanao sipasipa miaraka @ actes efa misongona lavitra @ fisainan'ny Malagasy. Variana aho satria tsy nampoiziko hoe hay ve ireto ray aman-dreny mampiana-janaka @ sekoly frantsay ireto tsy voatery hoe hisavika ny fomba amam-pisainan'ny Frantsay e! Ny fihemorana @ finoana ve no atao hoe fandrosoana. Amin'ny maha olona instruit an'i Koto dia mba diniho ny atao hoe "système de valeur". Aza manao tahaka ny Européens sasany ka hilaza fa ny azy ihany no atao hoe sivilizasiona, ny ankoatr'izay barabara.
@rivoraza9227
@rivoraza9227 2 месяца назад
Fa angaha moa tsy maintsy, ny occidentaux no mampianatra ny fomba hiainana eto an-tany. Fa inona loatra moa no olanan'i koto ny @ fiainan'ny olona mino ? Fa angaha moa mangataka na velomin"i koto izy ireo ?
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
Ra ohatra ny ka tsy mitory , na mivoka manaparitaka fotoriana, na mitartarika oe araho ny baiboly na hoe ze ao anatiny no tena marina, d Tsy marina ny an'iKoto. Fa ireo mikitikitika ny olona hafa. A leo samy manaraka iazy taony, na mino na tsy mino fa tsy mitaritarika olona zany.
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Месяц назад
@@ArmandMamba_ Efa aman-taonany maro i Koto no manao désinformation fa ny kristianina no mampahantra an'i Madagascar. Raccourci maneho fankahalana ny mpino : fa angaha olona au chômage daholo ireo ka mangalatra sy mamaky Banks no hivelomany. Mba manaova statistique ny any @ prison : mpino no mameno any sa ny athée ? Ny @ evangelisation, d'accord aminao aho raha efa manda ny olona hoe tsy mila baiboly aho ka mbola mi insiste ihany ilay kristianina. Efa mahazo consigne ireo hoe aza manao acharnement ho fanajana ny liberté ny tsirairay ! Fa misy koa anefa ny olona interesse.
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
@@rivoraza9227 d in zany ny effet an lay kristianina @ fahantran gasy, indindra indrindra , ny toe-tsain gasy zay efa mitotongana tanteraka , in no mba ataon'ilay Kristianisme?
@user-jk2lf2bs8h
@user-jk2lf2bs8h 2 месяца назад
Misy Mino any création, misy ko nanao étude BE momban'i évolution ex ny metodiny Darwin, tsy hiteny ah, so lasa alavitra ry koto a
@kjkcocosquezip3138
@kjkcocosquezip3138 2 месяца назад
Ny an lelenty de zany foana no mba resaka nefa midoka tena ho manam pahaizana Bandy doundropoury nefa miseho milay tay
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
so d ela ko no dondropory talohany ?
@rivoraza9227
@rivoraza9227 2 месяца назад
Fa tena tian'i Koto ho athée daholo ny zanak'olombelona.
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
fanazavana io anazy io fa tsy mitarika ho Athee na oe minoa, samy manana ny ataony .
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Месяц назад
@@ArmandMamba_ I Tsy fanazavana fotsiny ny an'i Koto fa tena fiitsikerana systématique ny kristianina. Fa angaha moa tsy mahavita ny devoir-ny eo @ fiarahamonina izy ireny ? Tsy miasa fa chômeur daholo, tsy mandoha impôts, mpisiloky daholo....
@rivoraza9227
@rivoraza9227 Месяц назад
@@ArmandMamba_ Tsy voatery hanazava ny mahapino ahy nz @ iza na iza. Ary tsy mangataka fanazavana @ mzhatonga ny athée ho athée.
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
@@rivoraza9227 oui oui rivo Raza, ra ohatra ka mipetraka @ place tsara ny mpino, tsy mitarika, tsy mitory fa mitazona ny azy dia marina zany. Fa maninona no mikitika ny hafa, mitarika hoe vakio ny baiboly? ra izany no izy , afaka milaza izay lazainy koa I Koto, afaka mitsikera . Refa tsy te ho tsikerain,ny sasany d aza manao be lazao ao anaty baiboly sy miditra @ fikitihana sy fitaritana olona .
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
@@rivoraza9227 Jerevo n cas Mada (@ le devoir/ Chomage/ Esquivage aux impots/ Fisolokiana/ Fandriampahalemana/ Kolikoly/ Fankahalana/Fangalarana + Fiatsarambekatsihy), nefa zao Mada zao oe Kristianina no ankamaroany - Aiza ny effet an le Finoana ao Mada? Manaona ny evolution? Mba valio oe ry akama
@tarapahazavana9349
@tarapahazavana9349 2 месяца назад
Ikoto tsy mino ny fisian'i Jesosy nefa mangara2na ao anaty Baiboly Ary mahafantatra n testameta taloha sn filazantsara Ajanony aminao koto n tsy finoanao fa aza hanimbana ny sain olona Maro anie n pst sy Evangelista francais sy vahiny maro eh Mbola zaraiNy amintsika isanandro mai2poan n rivotra iainatsika Porofoy ary oe avy aiza n mazava sn maizina?masoandro sn rano ary n ranomasina
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
fa na maro aza 30% fotsiny ra fara fahabetsaka no manaraka baiboly, Samy manan ny Zanahariny io , fa tsy ny baiboly sy ny kristianina irery, Tsy fanambaniana saina izany fa realite
@acharaz6926
@acharaz6926 2 месяца назад
Ka ataonay inona ny hevitry ankizy suisse e ? Ny hevitro ialahy koa tsy misy ilànay azy. Rehefa tsy mino ialahy dia an'ialahy irery izay. Aza mifandrebireby.
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
na ny zaza gasy ko leity misy tsy mino a, manaova analyse tsara, mba makanesa any" toerana maro
@hermannraharivony9926
@hermannraharivony9926 2 месяца назад
FALIFALY SATANA MANANA AN'I KOTO TY MIARAMILA MAHERY VAIKA MIHINTSY KKKK
@FanomezanajanaharyTojoniaina
@FanomezanajanaharyTojoniaina 2 месяца назад
Mila mijoro Antrany koto Ann io Dia olana b ts mety mampandroso olona eto Mada mino angano ts misy profo. Ary business b io aza mijanona mitsy koto fa misy olo efa tognasaina.
@acharaz6926
@acharaz6926 2 месяца назад
Amerika no firenena mandroso indrindra eto an-tany. Amerika dia firenena azo atao hoe kristianina. Tsy ny finoana kristiana no fototry ny tsy fandrosoana fa antony marolafy.
@FanomezanajanaharyTojoniaina
@FanomezanajanaharyTojoniaina 2 месяца назад
@acharaz6926 mitondra inona a Madagascar m fivavahana manelakelatrano reo Orono fivavahana b indrindra eto Madagascar mitondra inona zany ary efa misy NY olana d mb Mava olana reo mpivavak reo??
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
@@acharaz6926 anisany , fa Adinonao nga Chine sy Inde, Korea, Emirates, ? Jereo nge ny produit chinois, efa manenika ny tany, mino za fa aontranonao ao, tsy latsaky ny 5 ny etana na fitaovana vita avy any Chine, nefa ry zareo mandroso , tsy mila kristianina, nanana ny fivavahany azy. Jereo M/kar sy ny fvavahany, mifanaraka @fivavahany v ny fandrosoany? Tsy aiko ianao na efa tany Amerika fa betsaka ny olona mampisa ny Kristianisma ho fiatsarmbelatsihy, mba verfieo kely ng na mba makanesa aty
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
@@FanomezanajanaharyTojoniaina ❤ zay mitsn , asaivo asiana valiny, vavaB fotsiny tsy ita zay apoka, ny toetsain olona efa miha simba, mbola kristianina, kristianina, ao ampiangonany aza misy mifangalatra
@acharaz6926
@acharaz6926 2 месяца назад
Ialahy ry Koto raha tonga any M/kara aloha dia hihinan'ny.... tsy haiko mits.
@ArmandMamba_
@ArmandMamba_ Месяц назад
in lesty no ataony any @ tany minanemeny any a . Na any izy na tsy any, efa minaniamany le M/Kara
Далее
FIDIO NY KANDIDA DEPIOTE FIRAISANKINA
4:12
Просмотров 20 тыс.
La Chine encercle Taïwan, qui répond avec les USA
10:56
U TAWNA'N MAMI A HMANGAIH # BASED ON TB AWARENESS
15:16