Тёмный

Tsara Ianao 

Ando Rak
Подписаться 12 тыс.
Просмотров 205 тыс.
50% 1

Fara Andriamamonjy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

8 авг 2008

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 20   
@rabilaaimee4893
@rabilaaimee4893 2 года назад
Izao fiainako izao - Efa napetrako Aminao D' Ianao Jesoa ilay Mpamonjy efa nekeko ho Andriamanitro K’izay mitranga amiko - Anio rahampitso rahatrizay Ekeko fa tendrinao - Raha mbola Ianao no miahy Ka dera no atolotro ho Anao ry Tompo ô Fa tsara Ianao (2x) sady mpanao ny tsara koa Izay rehetra ataonao sy avelanao hitranga koa Dia mahasoa satria tsara Ianao sady mpanao ny tsara koa Ry olona ô lazaiko izao f’izay mitranga eo aminao Raha mbola Jeso ilay Mpamonjy no ekenao ho Andriamanitrao Dia lalana hahatsara anao ho fiainana ho anao indray Sy hitondra fiadanana ety sy ho rahatrizay
@andriamiandrasoatsilavina6436
@andriamiandrasoatsilavina6436 2 года назад
Amen Tena tsara Ianao JESOA Ary tena tsara tokoa ninoninona miseho eo aminy fiainanay Dia asehonao hatrany ny hatsaranao
@iryjob
@iryjob 2 года назад
Rehefa mitranga eo aminy fiainanao inty hira inty dia tankatrao ny tena vontoatin'ny Tononkira : "Izay rehetra ataonao sy avelanao hitranga koa (na ny tsara io na ny ratsy) Dia mahasoa satria tsara Ianao sady mpanao ny tsara koa (... nohoizany, Matokisa azy)"
@user-lc4hd9js1s
@user-lc4hd9js1s Год назад
"Tsy ritra ny mari_pitiavan'ny Tompo sary tsy mitsahatra ny famindrampony" (diem. Fit. 3)
@user-we9fv9hs3w
@user-we9fv9hs3w 3 месяца назад
Tena tsara ny Tompontsika❤️🙏
@tsilacassie4128
@tsilacassie4128 2 года назад
tsara be le hira mamelona fanahy 🙏🙏🙏
@OnyMinoarisoa
@OnyMinoarisoa 9 месяцев назад
Oh my God ❤😊
@ravelosoavoahanginirina80
@ravelosoavoahanginirina80 6 лет назад
Tsara tokoa ny TOMPO derainay mandrakizay n'y fitiavany amen
@brunorazanamparany8616
@brunorazanamparany8616 6 месяцев назад
Tena marina zany. Dera ho Anao Tompo!
@lucassampipo7999
@lucassampipo7999 7 лет назад
J'aime bcp le hira:misaotra ahahah
@ravinala958
@ravinala958 4 года назад
❤❤❤
@josephvicky2744
@josephvicky2744 3 года назад
♥️♥️♥️
@aeeass6930
@aeeass6930 6 лет назад
Tsara jesosy kristy Misaotra Anao.
@mmemahefasoa1594
@mmemahefasoa1594 9 лет назад
izay mitranga amiko......ekeko fa tendrinao
@tanhyaainarazafindrabeza7341
@tanhyaainarazafindrabeza7341 3 года назад
Tsara loatra Izy
@olgamiray8845
@olgamiray8845 4 года назад
Misaotra Tompo ô!!!
@minaely4069
@minaely4069 3 года назад
Tsara Jesosy
@HiraKatolikaMalagasy
@HiraKatolikaMalagasy 3 года назад
Misaotra nizara e
@titirse1479
@titirse1479 5 лет назад
Deraina ny Tompo
Далее
Ampy ho anao ny fahasoavako
4:48
Просмотров 780 тыс.
Ianao - Fara Andriamamonjy (Tononkira)
4:03
Просмотров 141 тыс.
Поём вместе с CLEXXD🥵 | WICSUR #shorts
01:00
Угадай МОБА 1 🥵 | WICSUR #shorts
01:00
solafaka
5:03
Просмотров 564 тыс.
Aleoko ny ahy - Hantatiana - Ndriana Ramamonjy
3:18
Просмотров 590 тыс.
REBIKA MEDLEY. 1 (kolokolom-pitiavanay)
16:45
Просмотров 140 тыс.
Tselatra - Rainay ô
5:22
Просмотров 1,8 млн
Mariazy - FREEDOM JAH
6:35
Просмотров 46 тыс.
Mangetaheta - Fara Andriamamonjy (tononkira)
6:31
Просмотров 45 тыс.
Isika roa Boboh MAhavanona
5:13
Просмотров 135 тыс.
I Like It
2:29
Просмотров 2,7 млн
АМ АМ
1:31
Просмотров 2,1 млн
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 556 тыс.